Ireto lesona manaraka ireto dia mamporisika ny mpianatra hikarakara ny vatan’izy ireo, hampitombo fomba fisainana mahasoa, hikatsaka ny fanampian’ny Tompo amin’ny lafiny ara-pihetseham-po toy ny rarin-tsaina, tebiteby, alahelo sy fahaketrahana, hatezerana, ary hampitombo fahazarana mahasoa.