Tantara ao amin’ny Testamenta Vaovao FampidiranaNy mombamomba ny Testamenta VaovaoNy tantaran’i Jesoa Kristy sy ireo mpanara-dia Azy Lioka 1:5–25, 57–80Teraka i Jaona Mpanao BatisaMitazona fampanantenana iray nataony tamin’i Elizabeta sy i Zakaria Andriamanitra Matio 1; Lioka 1Mamangy an’i Maria sy i Josefa ny anjelyVoafidy hikarakara ny Zanak’ Andriamanitra Lioka 2; Matio 2:1–15Teraka ny MpamonjyTanteraka ny fampanantenan’ Andriamanitra Lioka 2:39–52I Jesoa Zazalahy kelyMianatra sy mitombo Matio 3Natao batisa i JesoaManeho ohatra amin’ny fankatoavana an’ Andriamanitra Jaona 1:43–51Andeha hizahaManasa namana iray hanara-dia an’i Jesoa Matio 4:1–10I Satana maka fanahy an’i JesoaOhatra iray amin’ny fandresena ny fakam-panahy Jaona 4I Jesoa, ilay vehivavy, ary ilay fantsakanaFampianarana momba ny rano velona Lioka 4:16–31I Jesoa mijoro ho vavolombelona momba ny asa nanirahana AzyNolavina tao Nazareta Matio 10; Lioka 5:1–11; 6:12–16I Jesoa mifidy ireo ApôstôlinyFanasana mba ho “mpanarato olona” Matio 5–7I Jesoa mampianatra amin’ny alalan’ny Toriteny teo An-tendrombohitraManampy antsika ho lasa mitovy kokoa amin’ny Raintsika any An-danitra Marka 2:1–12I Jesoa manasitrana lehilahy iray izay tsy afaka mandehaFanasitranana ara-batana sy ara-panahy Matio 8:23–27; Marka 4:36–41I Jesoa mampitsahatra ny tafio-drivotraFa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy! Marka 5:21–43I Jesoa manasitrana vehivavy iray sy manangana ny zanakavavin’i Jairo“Aza matahotra, minoa fotsiny ihany” Lioka 7:1–10I Jesoa manasitrana ny mpanompon’ilay kapiteny irayManeho finoana lehibe ny mpitarika Romana iray Lioka 7:36–50I Jesoa mamela heloka vehivavy iray“Fa be fitiavana izy” Matio 12:1–12; Lioka 13:10–17I Jesoa manasitrana vehivavy iray amin’ny SabataManao soa amin’ny androny masina Matio 13I Jesoa mampianatra momba ny tany, ny voa, ny mofo, ary ny voahangyTantara tsotra hanampiana antsika hahatakatra ireo fahamarinana ara-panahy Jaona 5:1–17I Jesoa teo amin’ny farihin’i BetesdaManasitrana lehilahy iray izay narary efa ela Matio 14:13–21; Jaona 6I Jesoa mamahana olona an’arivonyIzy no Mofon’aina Matio 14:22–33Mandeha eo ambony ranoMandresy ny tahotra ny finoana Matio 16–17I Jesoa manome ny fanalahidin’ny fisoronana an’ireo Apôstôliny“Ambonin’ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako” Marka 8:22–25I Jesoa mampahiratra lehilahy jamba irayFahasitranana izay mitranga miandalana Matio 18:21–34Ny fanoharana momba ilay mpanompo izay tsy te hamela helokaMampianatra momba ny famelan-keloka i Jesoa Jaona 8:1–11Te hanasazy vehivavy iray izay nanota ny olonaMandehana, ary amin’izao sisa izao dia aza manota intsony Jaona 10:1–18I Jesoa Kristy no ilay mpiandry ondry tsara“Ny ondriko mihaino ny feoko, ary fantatro izy ireo“ Lioka 10:25–37Fanoharana momba ilay Samaritana tsara fanahyTia ny namantsika tahaka ny tenantsika Lioka 10:38–42I Marta sy i MariaMisafidy ny zavatra manan-danja indrindra Lioka 15Ilay ondry very, ilay farantsakely very, ary ilay zanaka adalaFanoharana telo momba ny fitiavan’ Andriamanitra Lioka 17:11–19I Jesoa manasitrana lehilahy folo bokaNy maha zava-dehibe ny fankasitrahana Matio 20:1–16Ny fanoharana momba ireo mpiasa tao amin’ny tanimboalobokaHafatra mitondra fanantenana Marka 10:13–16I Jesoa mitsodrano ny ankizy madinika“An’ny toa azy ny fanjakan’ Andriamanitra” Marka 10:17–31I Jesoa sy ilay mpanapaka mpanan-karena iray“Inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?” Jaona 11:1–46I Jesoa manangana an’i Lazarosy amin’ny maty“Izaho no fananganana ny maty sy fiainana” Lioka 19:1–10I Zakaiosy ilay mpamory hetraMihanika hazo mba hahita an’i Jesoa Matio 21:1–16I Jesoa mandeha mankany JerosalemaMandray ny Mpamonjy azy ireo ny vahoaka Marka 12:41–44Mpitondratena iray sy farantsakely roaMampianatra momba ny fahafoizan-tena i Jesoa Matio 25:1–13Ny fanoharana momba ireo virijiny foloVonona amin’ny fiavian’i Jesoa indray Matio 25:14–30Fanoharana momba ny talentaMampiasa tsara ireo zavatra nomen’ Andriamanitra antsika Matio 25:31–46“N[y] nataonareo tamiko”Rehefa manompo ny hafa isika dia manompo an’i Jesoa Matio 26; Lioka 22; Jaona 13–14Ilay fanasana faranyMampahafantatra momba ny fanasan’ny Tompo i Jesoa Matio 26:36–46; Lioka 22:39–46I Jesoa tao GetsemaneFijaliana noho ny fahotan’izao tontolo izao Marka 14–15; Lioka 22–23; Jaona 18–19Nosamborina i JesoaFitsarana ny Zanak’ Andriamanitra Matio 27; Lioka 23; Jaona 19I Jesoa Kristy manolotra ny ainy ho antsikaSorona iray mba hamonjena antsika amin’ny fahotana sy ny fahafatesana Lioka 24:1–12, 36–49; Jaona 20Nitsangana tamin’ny maty IzyNandresy ny fahafatesana ho an’ny rehetra i Jesoa Kristy Lioka 24:13–35I Jesoa mampionona mpianatra roaFiarahana teny an-dalana ho any Emaosy Jaona 21; Matio 28:16–20; Marka 16:15–19I Jesoa mangataka ireo Apôstôly mba hamahana ny ondrinyManeho fitiavana an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fampianarana ny hafa momba Azy Asan’ny Apostoly 1–4Mitarika ny Fiangonany ireo Apôstôlin’i JesoaMampianatra, manao batisa, manasitrana ary mizara ny zava-drehetra Asan’ny Apostoly 6–7I Stefana mijoro ho vavolombelona momba an’i Jesoa KristyManolotra ny ainy noho ny fijoroana ho vavolombelona nananany ny mpanompo be herim-po iray Asan’ny Apostoly 8:5–24I Simona sy ny herin’ AndriamanitraMianatra momba ny fisoronan’ Andriamanitra Asan’ny Apostoly 9:1–31I Jesoa miseho amin’i SaolyFanasana mba hibebaka sy hanaraka ny Tompo Asan’ny Apostoly 9:36–42Tabita, vehivavy “mpanao asa soa be” irayNitsangana tamin’ny maty noho ny herin’i Jesoa Kristy Asan’ny Apostoly 10Mandray ny Fanahy Masina i Kornelio sy ireo namanyNatao ho an’ny olon-drehetra ny filazantsara. Asan’ny Apostoly 12:1–17Anjely iray nanafaka an’i Petera tao am-ponjaMamaly vavaka Andriamanitra Asan’ny Apostoly 16:9–40I Paoly sy i SilasyAvotra noho ireo fahagagana avy amin’ny Tompo Asan’ny Apostoly 21–22; 26–28Fahagagana nandritra ny dian’i Paoly nankany RomaMitahy ny mpanompony ny Tompo Romana 3:21–28, 5:1–11; 6:3–6Miantehitra amin’i Jesoa Kristy mba hahazoana famonjenaVoavonjy amin’ny alalan’ny fahasoavany Romana 8:18–39Tsy hisy hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i KristyFampanantenana ho an’ny fotoana maha-sarotra ny fiainana 1 Korintiana 6:16–20Nampitaha ny vatantsika amin’ny tempoly i PaolyFanomezana masina avy amin’ Andriamanitra 1 Korintiana 12–13Mampitaha ny Fiangonana amin’ny vatan’i Kristy i PaolyMampianatra momba ny fanomezam-pahasoavan’ny fanahy, ny firaisan-kina ary ny fiantrana 1 Korintiana 15Ao amin’i Kristy no ahaveloman’ny olona rehetraMampiantra momba ny Fitsanganana amin’ny maty i Paoly 2 Korintiana 12:7–10Afaka manova ny zavatra malemy ho matanjaka i JesoaNy lesona nataon’i Paoly avy amin’ny “tsilo” Efesiana 2:19–20; 4:11–14Ho amin’ny firaisan’ny finoanaMitarika ny Fiangonany amin’ny alalan’ireo apôstôly sy mpaminany i Jesoa Kristy Efesiana 6:11–17Ny fiadian’ Andriamanitra iray manontoloMijanona ho voaro ara-panahy 1 sy 2 TesalonianaZanaky ny fahazavanaMino an’i Jesoa Kristy eo am-piandrasantsika ny fiaviany indray 1 sy 2 TimotyEpistily ho an’i TimotyManoro hevitra ilay namany tanora i Paoly Hebreo 11–12Mivelona amin’ny finoana an’i Jesoa KristyIzy no “tompon’ny finoantsika sy mpanefa azy” Jakoba 1–3Taratasy avy amin’i JakobaFanasana mba hankatò fa tsy hihaino fotsiny ny tenin’ Andriamanitra FanambaranaHiverina indray i Jesoa KristyNy fahitana azon’i Jaona momba ny fanantenana ao amin’i Jesoa Kristy