Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2024
Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 desambra 2024.
|
Rantsan’ny Fiangonana | |
|
Tsatòka |
3.608 |
|
Misiôna |
450 |
|
Distrika |
494 |
|
Paroasy sy sampana |
31.676 |
|
Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana | |
|
Totalin’ny isan’ny mpikambana |
17.509.781 |
|
Zaza notsofina rano voarakitra tato amin’ny Fiangonana tamin’ny taona 2024 |
91.617 |
|
Olona niova fo natao batisa nandritra ny taona 2024 |
308.682 |
|
Misiônera | |
|
Misiônera manompo amin’ny fotoana feno mampianatra ny filazantsara |
74.127 |
|
Misiônera zokiolona misahana asa fanompoana ao amin’ny Fiangonana |
31.120 |
|
Misiônera tanora misahana asa fanompoana ao amin’ny Fiangonana |
4.192 |
|
Tempoly | |
|
Tempoly eo amperin’asa |
194 |
|
Tempoly aorina na mandalo fanavaozana |
59 |
|
Tempoly fanampiny nambara |
114 |