Margo sy Paolo
Ilay kitranotrano ho an’ny Fihaonambe
Mila manampy ondana isika raha ny fiheverako azy.
Bodofotsy koa! Tokony tena hampahazo aina tsara izany.
Izay! Nanao kitranotrano tena tsara ho an’ny Fihaonambe izahay.
Nanao tsakitsaky tena tsara ho an’ny fihaonambe izahay!
Oeee!
Tsy andriko ny handre ny mpaminany!
Izaho koa. Manontany tena aho hoe hiresaka momba ny inona izy.
Eny ary, tena efa hanomboka izy izany!
Ity no fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-195 …
Sary nataon’i Katie McDee