“Te hanampy antsika i Jesoa Kristy,” Namana, septambra 2025, 18. Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray Te hanampy antsika i Jesoa Kristy. Nataon’ny Loholona Dale G. Renlund Ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo Nalaina avy tamin’ny “-Izany no filazantsarako-—-Ity no fiangonako,-” Liahona, nôv. 2024, 14–17. I Jesoa Kristy dia nitondra “ny aretintsika tokoa, sady nivesatra ny fahoriantsika.” (Isaia 53:4). Nataony izany satria tiany ny Rainy ary tiany isika. Te hamela ny fahotantsika Izy ary hanampy antsika hahazo ny heriny. Te hanampy anao hiova ho lasa tsaratsara kokoa Izy. Hanokatra ny PDF Sary nataon’i Mark Robison