2025
Fanekem-pinoana
Septambra 2025


Fanekem-pinoana

10

Mino isika fa hangonina ara-bakiteny ny Isiraely ary hampodiana indray ny Foko Folo; fa i Ziona (ilay Jerosalema Vaovao) dia haorina eo amin’ny kaontinanta Amerikana; fa i Kristy tenany mihitsy no hanjaka etỳ an-tany; fa hohavaozina ny tany ka handray ny voninahitry ny paradisany.

Peta-drindrina momba ny Fanekem-pinoana fahafolo