“Ho an’ireo zaza madinika,” Namana, septambra 2025, 42–43.
Ho an’ireo zaza madinika
Tiako i Jesoa satria tsara fanahy Izy.
Malhia M., 3 taona, Liège, Belzika
Tiako i Jesoa satria tia antsika Izy, ary nanao sorona ny Tenany ho antsika.
Gauthier M., 5 taona, Liège, Belzika
Hitady ilay tempoly
Ampio ilay zazalahy ho any amin’ny tempoly ao Nauvoo. Tadiavo ireo namany eny an-dalana!
Sorito ireo Endrika
Mamaky ny Bokin’i Môrmôna amin’ny teny Norvezianina ireo ankizy avy any Norvezy. Sorito ireo tsipika mba hamitana ilay sary.
Ianao io!
Zanaky ny Ray any An-danitra isika, ary nataony samy hafa avokoa isika rehetra. Lokoy ilay tarehy mba hitovian’izany aminao!
Sary nataon’i Katie Rewse