2025
Kilalao mifantoka amin’ny Fisoronana
Septambra 2025


“Kilalao mifantoka amin’ny fisoronana,” Namana, septambra 2025, 24–25.

Kilalao mifantoka amin’ny Fisoronana

Ny fisoronana dia fahefana sy hery avy amin’ny Ray any An-danitra mba hitahiana ireo zanany. Nahoana ianao no feno fankasitrahana noho ny fisoronana?

  • Tsodranon’ny fisoronana

  • Batisa

  • Fanasan’ny Tompo

  • Fanomezana ny Fanahy Masina

  • Famehezana fianakaviana

Pejy PDF an’ny kilalao momba ny fisoronana

Sary fanehoana nataon’i Vicky Scott