Namana, septambra 2025 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Susan H. PorterAvy amin’ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tany: Mofo dimy sy hazandrano roaMizara hafatra ho an’ny ankizy momba ny fanompoana ny hafa ny Filoha Porter. Lucy Stevenson EwellFanontanian’i Lou ho an’ny Fihaonamben’ny FiangonanaTsy azon’i Lou antoka raha toa ka tokony handeha any amin’ny fetin’ny namany izy ny alahady, saingy ny fijerena ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia manampy azy handray ny fanapahan-keviny. Zavatra mahafinaritra: Fiaraha-mientana ho an’ny FihaonambeFiaraha-mientana hataon’ny ankizy eo am-pijerena ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Arahaba avy any Puerto RicoAndao hanao dia hianarana mikasika an’i Porto Rico Manara-dia an’i Jesoa any Porto RicoFantaro i Dariel avy any Porto Rico ary fantaro ny fomba anarahany dia an’i Jesoa. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Zavatra mahafinaritra: Labozia taratasySahanasa iray hanampiana ny ankizy hahatsiaro ny ho fahazavana tahaka an’i Jesoa. Ireo namana manerana izao tontolo izaoAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Rebekah JakemanTsodrano ho an’ny fiverenana any an-tsekolyNianatra ny fomba ahafahan’ny tsodranon’ny fisoronana manampy azy i Emily. Dale G. RenlundValinteny avy amin’ny Apôstôly iray: Te hanampy antsika i Jesoa KristyVakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Renlund momba ny fomba ahafahan’i Jesoa Kristy manampy antsika. Serena C.Nosoratanareo: Fijoroako ho vavolombelona nozaraiko tamin’ny alalan’ny hiraNangataka ny mpampianatra azy i Serena mba hitendry ny “Rehefa atao batisa aho” nandritra ny fotoam-pianarana. Emily Belle FreemanNy herin’ Andriamanitra dia fanomezam-pahasoavana!Miresaka momba ny fanomezam-pahasoavan’ny herin’ Andriamanitra ny Filoha Freeman. Avia, hanaraka Ahy Sahanasa momba ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Kilalao mifantoka amin’ny FisoronanaSahanasa iray hanampiana ny ankizy hahatsiaro ny hery sy ny fitahian’ny fisoronana. Tantara ao amin’ny soratra masina: Manorina an’i NauvooMamakia tantara iray momba an’i Joseph Smith sy ireo Olomasina nanorina an’i Nauvoo sy nanangana tempoly iray tao. Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana: Zaridaina mahasalamaSahanasa sary nafenina ho an’ny ankizy Lucy Stevenson EwellMpamaky lay any amin’ny tany rehetra: Noho ny TempolyRehefa tonga tao amin’ny nosy misy azy ny tafio-drivotra lehibe iray dia nahazo fampiononana i Graham tamin’ny alalan’ny fahatsiarovana ny fiadanana tsapany tao anatin’ny tempoly rehefa nofehezina ny fianakaviany. Ndao isika hahandro e!: Tsaramaso sy foromazy, nahandro tsotraManandrama manao izany nahandrona tsaramaso matsiro izany ao amin’ny fianakavianao. Margo sy Paolo: Ilay kitranotrano ho an’ny FihaonambeMandrafitra kitranotrano ho an’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany i Margo sy i Paolo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafantarana ny fizarana Ho an’ny ankizy lehibe. Noelle Lambert BarrusLobaka ho an’ny batisan’i HarveyRehefa tsy hitan’i Harvey ny lobaka fotsy ho an’ny batisany, dia nivavaka izy nangataka ny mba hitondran’ilay mpamily fiara karetsaka izany miverina. Brynn WenglerZavatra 5 tokony hotsaroana momba ny fiarovana ny vatanaFamariparitana Resadresaka niarahana tamin’i Gabby momba ny fanompoana ao am-piangonanaI Gabby avy any Zimbaboe dia miresaka momba ny traikefany tamin’ny fitarihana hira tany am-piangonana. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Jane McBrideMiara-milalaoNahazo namana vaovao i Diego ary mianatra ny fomba mampandray anajara ny zandriny vavy. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro momba ireo tsodranon’ny fisoronana ahoTantara fohy ho an’ireo ankizy kely momba ny tsodranon’ny fisoronana. Pejy ho lokoina: Ny tempoly dia tranon’ny TompoPejy holokoina misy hafatra hoe “Ny tempoly dia tranon’ny Tompo” Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!