2025
Zaridaina mahasalama
Septambra 2025


“Zaridaina mahasalama,” Namana, septambra 2025, 29.

Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana!

Zaridaina mahasalama

Tany Bolivia tamin’ny 2014, ny Fiangonana dia nanampy ny fianakaviana hanangana trano fitaratra fiarovana voly sy zaridaina ho azy ireo manokana mba hambolena legioma. Manampy ny olona manerana izao tontolo izao i Jesoa Kristy, amin’ny alalan’ny Fiangonany! Hitanao ve ireo zavatra nafenina?

Sary miafina PDF ana vehivavy sy ankizy iray manao zaridaina ao anatina trano fitaratra fiarovana voly

Sary nataon’i Dave Klüg