Namana janoary 2025 Ny MpamonjikoSary hoso-doko ahitana an’i Jesoa Kristy miaraka amin’ny ankizy. Tonga soa ry namana!Taratasy fampahafantarana an’ity laharan’ny gazetiboky Namana ity. Russell M. NelsonAvy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Natao ho anao ny Famerenana amin’ny laoninyMizara hafatra momba ny Famerenana amin’ny laoniny ny Filoha Nelson. Alelie Coronel-CamitanTahaka an’i Joseph mihitsyMianatra momba an’i Joseph Smith sy ny Fahitana Voalohany i Lhensay. Ireo tenin’ny FilazantsarakoPejy iray hampianarana ny ankizy ny famaritana ny tenin’ny filazantsara. Jeffrey R. HollandValinteny avy amin’ny Apôstôly iray: Inona no tokony hotsaroana rehefa sarotra ny fiainanaMamakia hafatra iray avy amin’ny Filoha Holland mikasika ny zavatra tokony hotsaroana rehefa sarotra ny fiainana. Maneho ny fiarahabana avy aty EstonieManaova dia mba hianatra momba an’i Estonia! Manara-dia an’i Jesoa any EstoniaFantaro i Hugo avy any Estonia ary fantaro ny fomba anarahany dia an’i Jesoa. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Zavatra mahafinaritra: Diorama (Sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana VoalohanyManamboara diorama (sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana Voalohany ho anao manokana. Ireo namana manerana izao tontolo izaoAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Lucy Stevenson EwellLasy amin’ny andro avy oranaMivavaka i Lucy mba hitsahatra ny orana amin’izay izy afaka mandeha milalao softball. Angie KillianHira: Hitady ala kely ho ahy ahoFeon-kira notsorina ho an’ny “Hitady ala kely ho ahy aho”. Susan H. PorterAvy amin’ireo mpitarika antsika: Ny fanomezam-pahasoavan’ny vavakaMitantara ny amin’ny fomba andrenesan’ny Ray any An-danitra ny vavaky ny ankizy tsirairay Rahavavy Porter. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Manomboka ny famerenana amin’ny laoninySarin-tany maneho ireo dingana voalohany tamin’ny Famerenana amin’ny laoniny taorian’ny lalana nodiavin’i Joseph Smith mba hikatsahana ilay Fiangonana tena marina. Tantara ao amin’ny soratra masina: Ny Fahitana VoalohanyMamakia tantara iray momba ny Fahitana Voalohan’i Joseph Smith. Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana: Dia an-tsambo nankany amin’ny tempolySahanasa sary nafenina ho an’ny ankizy Kelvin Njenga MungaiMpamaky lay tany amin’ny tany rehetra: Mandeha any am-piangonana miaraka amin’i GhukaTantaran’ny mpamaky lay momba ana ankizilahy iray any Kenya izay misafidy ny hanaraka ny Mpamonjy sy ireo mpaminaniny amin’ny alalan’ny fanaovana batisa. Ndao isika hahandro e!: Lavoanina nialina androMandraisa anjara amin’ny fikarakarana ny vatanao amin’ny alalan’ny fanandramana fomba fahandro mahafinaritra iray. Margo sy Paolo: Fehin-tànan’ny finamananaMieritreritra momba ny namana iray izay nifindra monina i Margo sy i Paolo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFanoroam-pejin’ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Karly LaySoratra Masina amin’ny fiteny SwahiliNahita fomba hinamanana amin’i Emmanuel, izay ankizilahy vaovao ao amin’ny paroasiny, i Jared na dia tsy mitovy aza ny fiteny ampiasain’izy ireo. Valinteny avy aminao: Ahoana no fomba hakanao namana?Mizara torohevitra mikasika ny fomba hakana namana ny ankizy. Abby LarkinsTezitra loatra ka tsy afaka mivavakaTezitra ny ankizivavy kely iray ka mieriteritra ireo zavatra mahavelom-pankasitrahana azy izy mba ho tony. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFampahafantarana momba ny fizarana Ho an’ireo zaza madinika Carolina MaldonadoIlay solomaso veryVery tany am-pianarana ny solomason’i Andrés ka nivavaka izy mba hahitana izany. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro momba ny vavaka ahoTantara sy sahanasa iray ho an’ny ankizikely mikasika ny vavaka. Pejy holokoinaPejy lokoina ho an’ny ankizy. Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!