2025
Dia an-tsambo nankany amin’ny tempoly
Desambra 2024


“Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana”, Namana, janoary 2025, 29.

Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana

Dia an-tsambo nankany amin’ny tempoly

Tamin’ny 1992 ireo mpikamban’ny Fiangonana tany Brezila dia nanao dia an-tsambo nankany amin’ny tempoly. Lany ny rano fisotron’izy ireo ka nivavaka izy ireo mba hahazo fanampiana. Vetivety dia nisy oram-baratra izay nitondra rano madio hosotroina. Hitanao ve ireo zavatra nafenina?

Sahanasa sary nafenina

Sary nataon’i Dave Klüg