2025
Ny zavatra tokony hotsaroana rehefa sarotra ny fiainana
Desambra 2024


“Ny zavatra tokony hotsaroana rehefa sarotra ny fiainana”, Namana, janoary 2025, 7.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Ny zavatra tokony hotsaroana rehefa sarotra ny fiainana

Namboarina avy tamin’ny “Aza matahotra: Minoa fotsiny ihany!Liahona, mey 2022, 34–36.

Ankizy anankiroa manabontsina ny hoza-tsandriny

Matanjaka kokoa noho izay ieritreretanao azy ianao.

Manana ny fahazavan’i Kristy ao am-ponao ianao.

Tadidio fa tiana sy omena lanja ary ilaina ianao.

Zanak’ Andriamanitra velona iray izay tia anao ianao.

Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Mark Robison