2025
Ho an’ireo zaza madinika
Desambra 2024


“Ho an’ireo zaza madinika”, Namana, janoary 2025, 42–43.

Ho an’ireo zaza madinika

Sary tapaka ana ankizivavy iray

Tiako i Jesoa sy ny fianakaviako!

Amanda B., 4 taona, Faritanin’i Salta, Arzantina

Sary tapaka ana ankizilahy iray

Mahatsapa fiadanana aho rehefa miaraka amin’ny fianakaviako.

Michael M., 5 taona, Californie, Etazonia

Araho ireo tsipika mitsitapatapaka mba hianarana manao sarin’ankizy mivavaka.

Jereo tsara mba hahafantarana izay eo amin’ny sary tsirairay avy!

Tadiavo ireo ankizy manampy ny hafa amin’ny alalan’ny fanaovana ireto zavatra ireto:

  • mitondra entana

  • mikarakara biby ompiana ao an-trano

  • manadio faritra voaloto

Sahanasa amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Natalie Briscoe