2025
Fanekem-pinoana
Desambra 2024


“Fanekem-pinoana” Namana, janoary 2025, 49.

Fanekem-pinoana

Peta-drindrina misy ny Fanekem-pinoana 1-2

1

Mino an’ Andriamanitra, ilay Ray Mandrakizay, isika ary mino an’i Jesoa Kristy Zanany sy ny Fanahy Masina.

2

Mino isika fa hofaizina noho ny fahotany ihany ny olona fa tsy noho ny fandikan-dalàna nataon’i Adama.