2025
Diorama (sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana Voalohany
Desambra 2024


“Diorama (sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana Voalohany”, Namana, janoary 2025, 13.

Zavatra mahafinaritra

Diorama (sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana Voalohany

Mahaiza mamorona! Misy ohatra vitsivitsy ireto:

  • Mampiasà loko na taratasy mba hanaingoana boaty kely iray mba hiendrika ala.

  • Manandrama mampiasa hazokely sy vato tena izy!

  • Manamboara lavaka dia asio jiro manazava miditra ao mba hatao ilay andrim-pahazavana hitan’i Joseph.

  • Hetezo io dia ataovy ao anatin’ilay boatinao.

Sahanasa fanamboarana diorama (sary kely mivoitra) maneho ny Fahitana Voalohany

Zava-kanto momba an’i Joseph Smith nataon’i Alyssa Tallent; boaty kely maro ana diorama sy sary nalain’i Anna Oldroyd