“Maheno sy mamaly ny vavaka ataontsika ny Ray any An-danitra”, Namana, janoary 2025, 48.
Maheno sy mamaly ny vavaka ataontsika ny Ray any An-danitra
Namaly ny vavaka nataon’i Joseph Smith ny Ray any An-danitra. Hovaliany koa ny vavaka ataonao!
Sary nataon’i Corey Egbert