“Fahatsiarovana ny Filoha Nelson”, Namana, nôvambra 2025, 2.
Fahatsiarovana ny Filoha Nelson
Nodimandry ny herinandro talohan’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ny Filoha Russell M. Nelson, mpaminanintsika mahafinaritra. Maty tamin’ny faha-101 taonany izy ary namela ohatra amin’ny fanarahana an’i Jesoa Kristy ny fiainany manontolo. Maro tamin’ireo mpandahateny no niresaka momba azy sy ny zavatra nampianariny. Ireto misy vitsivitsy amin’ireo hafany tamin’ny naha-mpaminany azy.
Na aiza na aiza toerana honenanareo na inona toe-javatra iainanareo, dia i Jesoa Kristy Tompo no Mpamonjinareo.
“Henoy Izy”, fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany, apr. 2020.