2025
Manampy amin’ny fanorenana ny tempoly!
Namana nôvambra 2025


“Manampy amin’ny fanorenana ny tempoly!” Namana, nôvambra 2025, 17.

Zavatra mahafinaritra

Manampy amin’ny fanorenana ny tempoly!

Ampidiro ny lalana mifampidipiditra ka angony ireo fitaovana sy akora hanorenana ity tempolin’ny mpamaky lay ity!

Vonona ny hanao ilay ezaka ve ianao?”

Sahanasa PDF maneho lalana mifampidipiditra mankany amin’ny tempoly

Sary nataon’i Jared Beckstrand