2025
Ireo fitahiana avy amin’ny fahafolonkarena
Namana nôvambra 2025


“Ireo fitahiana avy amin’ny fahafolonkarena,” Namana, nôvambra 2025, 29.

Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana

Ireo fitahiana avy amin’ny fahafolonkarena

Tany Panama tamin’ny taona nanodidina ny 1980, dia nisy mpivady tanora izay tsy nanan-kohanina saingy mbola nandoa ny am-pahafolonkarenan’izy ireo. Rehefa nandeha an-tongotra nody avy tany am-piangonana izy ireo dia nomen’ny olom-pantany trondro, vary, tsaramaso ary tortillas. Mandra-pahatongan’izy ireo tany an-trano dia nanana sakafo betsaka izy ireo! Hitanao ve ireo zavatra nafenina?

Sary PDF nafenina ahitana olona izay manome sakafo ho ana mpivady tanora iray.

Sary nataon’i Dave Klüg