2025
Taratasy avy amin’ny namana
Namana nôvambra 2025


“Taratasy avy amin’ny namana,” Namana, nôvambra 2025, fonony any aoriana.

Taratasy avy amin’ny namana

Aiza aho no mamaky ny Namana

Ankizivavy mitazona gazetiboky Namana iray

I Lou B., 7 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny alemana any Rhine-Westphalia Avaratra, Allemagne!

Tempolin’i Kirtland

Ankizilahy iray mitsiky miaraka amin’ny tempoly vita tamin’ny taratasy

I Benson P., 6 taona, Nebraska, Etazonia no nanamboatra ny kisarin’ny Tempolin’i Kirtland (Mey 2024). Nahita tempoly sasantsasany hafa tokony hamboarina ihany koa izy.

Mahita ny tempoly no mahafinaritra anay

Ankizy anankiroa eo anoloan’ny tempoly

Nitsidika ny Tempolin’i Concepción Chili i Arturo sy Daniela A., 7 sy 4 taona .

Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.