“Misafidy ny hanaraka an’i Kristy,”Namana, nôvambra 2025, 11.
Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray
Misafidy ny hanaraka an’i Kristy
Nalaina avy tamin’ny “Mampifanaraka ny sitrapontsika amin’ny azy,” Liahona, nôv. 2024, 48–50.
Amin’ny maha-mpianatr’i Kristy antsika dia maniry ny handeha eo amin’ilay lalana izay nosoritany ho antsika isika.
Tsy hoe te hanaraka Azy fotsiny isika fa mikatsaka ihany koa ny ho tonga tahaka Azy.
Mivavaka aho mba ho afaka ny hanambara amin’ny Raintsika any An-danitra sy i Jesoa Kristy Mpamonjy isika tsirairay avy, hoe “izay mety Aminao dia mety amiko.”
Sary nataon’i Mark Robison