2025
Fifaninanana tsy ankilatsaka!
Namana nôvambra 2025


“Fifaninanana tsy ankilatsaka” Namana, nôvambra 2025, 32.

Andao hanetsika vatana

Fifaninanana tsy ankilatsaka!

  1. Manaova lalana feno sakan-tsakana misy ondana na seza na kilalao.

  2. Izao dia makà sotro kely sy zavatra kely boribory izay afaka apetraka eo amboniny, toy ny baolina mievotrevotra, vato kely, na voaloboka.

  3. Mandehana amin’ilay lalana feno sakan-tsakana ary jereo raha toa ka afaka mihazona ilay zavatra eo amin’ilay sotro kely tsy hilatsaka ianao. Atombohy miadana, ary rehefa miha-mivoatra ianao dia jereo hoe toy ny ahoana ny hafainganana azonao atao!

Pejy PDF maneho sotro kely misy baolina kely iray eo amin’ izany, ary lalana iray mamakivaky fanaka.