“Mandoko ny fianakaviako,” Namana, nôvambra 2025, 24–25.
Mandoko ny fianakaviako
Miomàna ny hiaraka amin’ny fianakavianao mandrakizay amin’izao ankehitriny izao amin’ny alalan’ny fianarana ny momba azy ireo! Ataovy sary anatin’ireo faritra natokana ho an’izany ireo olona ao amin’ny fianakavianao sy ireo razambenao. Soraty eo ambanin’ny sary tsirairay ny anaran’ilay olona sy ny zavatra nianaranao momba azy ireo.
Sary nataon’i Bryan Beach