Namana nôvambra 2025 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny momba ny tantaram-pianakaviana. Natao ho anao ny fihaonambe! Fahatsiarovana ny Filoha NelsonAmboaran-teny nambaran’ny Filoha Nelson tamin’ny naha-mpaminany azy Inona no mitranga rehefa maty ny mpaminany?Sary manazava ny zavatra mitranga eo amin’ny fitarihana ny Fiangonana rehefa maty ny Filohan’ny Fiangonana. Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeFamintinana ireo lahateny tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ôktôbra 2025 Mianatra avy amin’ny FihaonambeAtrikasa mifandray amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ôktôbra 2025 Alissa HolyoakNy safidin’i Logan handoa fahafolonkarenaNianatra ny antony maha-zava-dehibe ny fandoavana fahafolonkarena i Logan. Ireo tenin’ny filazantsarakoPejy iray hampianarana ny ankizy ny famaritana ny tenin’ny filazantsara. Ulisses SoaresValin-teny avy amin’ny Apôstôly iray: Misafidy ny hanaraka an’i KristyVakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Soares mikasika ny fanomezana ny sitrapontsika an’ Andriamanitra. Arahaba avy aty Espagne!Manaova dia mba hianarana momba an’i Espagne! Manara-dia an’i Jesoa any EspagneFantaro i Eimy avy any Espagne ary fantaro ny fomba ataony hanarahana an’i Jesoa Kristy. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Zavatra mahafinaritra: Manampy amin’ny fanorenana ny tempoly!Pejin’ny sahanasa lalana mifampidipitra momba ny tempoly ho an’ny ankizy Savannah L. TannerIlay hena baolina faranyNianatra i Alex fa ny fizarana amin’ireo rahalahiny dia mitondra fahatsapana tsara kokoa noho ny fanaovana ny zavatra rehetra ho araka ny rariny tanteraka. Megan RoxasFitsidihana an’i Dadabe mpanjakaNianatra zavatra miavaka momba ny fianakaviana avy amin’ny raibeny izay mpanjaka ny ankizivavy iray antsoina hoe Gift. Avia, hanaraka Ahy Sahanasa momba ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Mandoko ny fianakaviakoFantaro ny tantaram-pianakavianao eo am-panaovanao ny sarin’ny fianakaviana! Tantara ao amin’ny soratra masina: Maty ho an’ny Filazantsara i JosephMamakia tantara iray momba ny famonoana ho maritiora an’i Joseph sy i Hyrum Smith. Fitadiavana zavatra momba ny tantaran’ny Fiangonana: Ireo fitahiana avy amin’ny fahafolonkarenaSahanasa iray momba ny sarin’ny tantaran’ny Fiangonana nafenina Kathy ParkinsonFiadanam-po ao anatin’ny vavakaTantara ana mpisava lalana iray momba an’i Mary Jane Hunsaker, izay nipetraka tao Nauvoo rehefa novonoina ny mpaminany Joseph Smith. Andao hanetsika vatana: Fifaninanana tsy ankilatsaka!Andeha isika hilalao kilalao feno sakan-tsakana! Margo sy Paolo: Mahatsiaro an’i DadabeMankalaza ny dadaben’izy ireo izay efa nodimandry i Margo sy i Paolo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafantarana ny fizarana Ho an’ny ankizy lehibe. Noelle Lambert BarrusVonona ny hitombo hatranyNitebiteby i Jewel nony hifindra ao amin’ny Zatovovavy saingy mahatsapa fampiononana avy amin’ny Fanahy Masina. Rachelle PetersonMiandrandra ny fandaharan’asa ZatovoLisitr’ireo zavatra hanampiana ny ankizy hiandrandra ny fidirana ao amin’ny Zatovolahy sy Zatovovavy amin’ny taona mahafeno 12 taona azy ireo. Josué ENosoratanareo: 15.100 no mihoatraNizara ny zavatra niainany tamin’ny fanaovana tantaram-pianakaviana sy firaketana faobe tao amin’ny Family Search i Josué E. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Rebekah JakemanFaly ny hanampy!Mianatra mitia ny hanampy ireo namany i Y-Hsun. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro momba ny fahafolonkarena ahoTantara fohy momba ny fahafolonkarena ho an’ireo ankizy kely. Pejy holokoina: Afaka manampy amin’ny fikarakarana ny fianakaviako aho.Pejy fandokoana misy hafatra hoe “Afaka manampy amin’ny fikarakarana ny fianakaviako aho.” Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!