Namana, jolay 2025 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy fampahafantarana ho an’ny gazetiboky Namana Henry B. EyringNy ohatra nasehon’ny renin’ny renibekoNizara tantara iray momba ny renin’ny renibeny sy ny fomba nizarany ny filazantsara ny Filoha Eyring. Carolina MarínIlay vahaolana mba hahazoana alokalokaMamboly hazo ny ankizilahy sy ny ankizivavy iray mba hikolokoloana ny tany. Ireo tenin’ny filazantsarakoPejy iray hampianarana ny ankizy ny famaritana ny tenin’ny filazantsara. Ronald A. RasbandValinteny avy amin’ny Apôstôly iray: Manan-danja ny teninaoVakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Rasband mikasika ny fampiasana ny teninao mba hanehoana hatsaram-panahy. Arahaba avy aty Taiwan!Manaova dia mba hianatra momba an’i Taiwan! Manara-dia an’i Jesoa any TaiwanFantaro i Ellie avy any Taiwan ary fantaro ny fomba ataony anarahana an’i Jesoa. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Zavatra mahafinaritra: Lalan’ny fibebahanaSahanasa iray hanampiana ny ankizy hianatra momba ny fibebahana. Ireo namana manerana izao tontolo izaoAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Lucy Stevenson EwellFiangonana vaovaon’i JamesiSambany i Jamesi sy ny fianakaviany no nanatrika Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Brynn J.Nosoratanareo: Tena misy ve i Jesoa?Mizara ny traikefany momba ny fivavahana mba hahafantarana raha tena misy Andriamanitra i Brynn J. Gérald CausséNy tontolo kantontsikaMiresaka momba ny maha-zava-dehibe amintsika ny maha-mpitantana tsara ny zavaboarin’ Andriamanitra ny Loholona Caussé. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Drafitry ny Ray any An-danitraPejy holokoana izay maneho ny drafitry ny famonjena. Tantara ao amin’ny soratra masina: Nanao asa fitoriana tany Grande-Bretagne ireo ApôstôlyVakio ny tantara iray momba ny fomba nandresen’ireo Apôstôlin’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny ny zava-tsarotra tamin’ny fanaovana asa fitoriana tany Grande-Bretagne. Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana: Fiaraha-misakafo harivan’ny mpinamanaSahanasa sary nafenina ho an’ny ankizy Rebekah JakemanMpamaky lay any amin’ny tany rehetra: Toy ny any an-danitraTantaran’ny mpamaky lay momba ny ankizivavy iray avy any Inde izay nisafidy ny hiditra ho mpikamban’ny Fiangonana. Andao hanetsika vatana: Lalao manipy hainganaLalao tsipitsipy mba hanampiana ny ankizy ho mavitrika lalandava ary hifamatotra amin’ny namana sy fianakaviana. Margo sy Paolo: Sampandraharaha misahana ny fanampiana ny bibyManao asa soa ao amina toeram-pialofana ho an’ny biby iray miaraka amin’ny fianakaviany i Margo sy i Paolo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafantarana ny fizarana Ho an’ny ankizy lehibe. Lydia Defranchi-NelsonTsy dia tena tonga lafatraTezitra i Adeline rehefa miezaka ny hanana andro tonga lafatra tsy misy fahadisoana kanefa tsy mahomby. Mianatra sy mivoatraZarao amin’ny zanakao efa lehibebe ity lahatsoratra ity mba hampianarana azy ireo momba ny fibebahana sy i Jesoa Kristy. Bradley Salmond IIIIlay vola tany an-tsenaNitantara tamin’ny ray aman-dreniny momba ny vola izay nolaniany tany an-tsena ny zazalahy kely iray. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Jane McBrideTeny mamy sady tsotraMisafidy ny hampiasa ny teniny i Kaci mba hampifaliana ny hafa. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro miteny aza fady ahoTantara fohy ho an’ireo ankizy kely momba ny fanaovana aza fady. Pejy holokoana: Nahary ny zavaboary rehetra eto an-tany AndriamanitraPejy holokoana misy ny hafatra hoe: “Fantatry ny Tompo hoe iza aho ary tia ahy Izy.” Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!