2025
Ny Mpamonjiko
Mey 2025


Ny Mpamonjiko

Azonao ahantona eo amin’ny rindrinao io pejy io mba hanampiana anao hahatsiaro an’i Jesoa Kristy.

Sary hoso-doko tsara tarehy maneho an’i Jesoa Kristy manao fitafy toy ny an’ny mpiandry ondry sy mamahana ondry

Lost No More [Tsy ho very intsony] nataon’i Greg Olsen