2025
Drafitry ny Ray any An-danitra
Mey 2025


Drafitry ny Ray any An-danitra

Talohan’ny nahatongavantsika teto an-tany dia niaina tamin’ny naha-fanahy antsika isika. Niaina niaraka tamin’ireo ray aman-drenintsika any an-danitra isika. Tonga teto an-tany isika mba hianatra sy hivoatra ary ho tonga tahaka an’i Jesoa Kristy kokoa. Manampy antsika Izy.

Noho i Jesoa Kristy sy ny sorompanavotany dia afaka ny hiara-hiaina amin’ny Ray any An-danitra indray isika indray andro any! (Jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 76:41–62.)

Pejy amin’ny endrika PDF ana pejy holokoana izay maneho ireo singa ao amin’ny drafitry ny famonjena

Sary nataon’i Audrey Day