2025
Fiaraha-misakafo harivan’ny mpinamana
Mey 2025


Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana

Fiaraha-misakafo harivan’ny mpinamana

Tany Kôrea Atsimo tamin’ny taona 1990 dia nisy zatovolahy vitsivitsy nilalao teo amin’ny trano fiangonana teo an-toerana. Nanasa azy ireo hisakafo tao an-tranony ny eveka. Natao batisa ary nanao asa fitoriana ny sivy tamin’ireo zatovolahy taty aoriana. Hitanao ve ireo zavatra nafenina?

Pejy amin’ny endrika PDF ana sahanasa sary nafenina

Sary nataon’i Dave Klüg