2025
Manan-danja ny teninao
Mey 2025


Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Manan-danja ny teninao

Namboarina avy tamin’ny “Manan-danja ny teny”, Liahona, mey 2024, 76.

Ankizivavy iray mamihina zazalahy iray mitomany

Manan-danja ny tenintsika. Noho izany dia tandremo izay teneninao sy ny fomba hitenenanao azy. Ireto misy andian-teny tsotra telo azontsika ampiasaina mba hampitrakana ny hafa:

“Misaotra.”

“Miala tsiny aho.”

Ary “Tiako ianao.”

Pejy amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Mark Robison