2025
Karatra momba ny tempoly
Mey 2025


Karatra momba ny tempoly

Tempolin’i Cardston Alberta

  • Io no tempoly voalohany naorina ivelan’i Etazonia.

  • 100 taona mahery io tempoly io!

  • Io no tempoly voalohany tsy misy tikilambo natao.

Tempolin’i Taipei Taiwan

  • Io no tempoly fahatelo naorina tany Azia.

  • Ny tafon’ny tempoly dia rakotry ny taila manga tsara tarehy.

  • Misy tilikambo enina manerana ny vatan’io tempoly io.

Tempolin’i Apia Samoa

  • Io no tempoly voalohany naorina tany Samoa.

  • Nisy afo nandrava ilay tempoly tamin’ny taona 2003. Naorina indray izany tamin’ny 2005.

  • Ny sarivongan’ny anjely Môrônia no hany sisa tavela taorian’ilay fahamaizana. Napetraka teo amin’ilay tempoly naverina naorina indray izany taty aoriana kely.

Pejy amin’ny endrika PDF misy ny sarin’ireo tempoly

Sary nataon’i Rachel Erickson