Ho an’ireo zaza madinika
Nianatra aho tao amin’ny Kilonga fa afaka mitombo tahaka ny voa ny fijoroana ho vavolombelona ananako.
Tainá S., 5 taona, São Paulo, Brezila
Tiako ny mizara ny kilalaoko.
Meshack O., 4 taona, Fivondronan’i Nairobi City, Kenya
Hitanao ve ireto ampahany amin’ny sary ireto?
Sary nataon’i Brian Michael Weaver