2025
Làlan’ny fibebahana
Mey 2025


Zavatra mahafinaritra

Làlan’ny fibebahana

Noho i Jesoa Kristy dia afaka mibebaka isika rehefa manao safidy diso. Manampy antsika hivoatra sy hanao izay tsaratsara kokoa isan’andro ny fibebahana! Ratsy fanahy tamin’ny zandriny lahy i Naya. Tariho i Naya amin’ny alalan’ny sary tsirairay eo amin’ny lala-mifampidipiditra mba hanampiana azy hanao dingana mba hibebaka.

Pejy amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i David Helton