Aiza aho no mamaky ny Namana
I Elise M., 11 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny Anglisy any Washington, Etazonia
Nahafaly ahy ny nanao ny Tempolin’i Kirtland (Mey 2024)!
Suki W., 10 taona, Washington, D.C., Etazonia
Mahita ny tempoly no mahafinaritra ahy
Nitsidika ny Tempolin’i Buenos Aires Arzantina i Tomas E., 8 taona.
Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.