Namana mey 2025 Ny MpamonjikoAsa kanto ahitana an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy fampahafantarana an’ity laharan’ny gazetiboky Namana ity. Natao ho anao ny fihaonambe! Russell M. NelsonHafatry ny fihaonambe avy amin’ny Mpaminany: Fahatokian-tena eo anatrehan’ AndriamanitraHafatra avy amin’ny fihaonambe avy amin’ny mpaminany momba ny fananana fatokian-tena eo anatrehan’ Andriamanitra. Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeZavatra noraisina an-tsoratra ho an’ny ankizy avy amin’ireo lahateny natao tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2025. Mianatra avy amin’ny FihaonambeSahanasa sy teny nindramina mifandray amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2025 Cindy Herron GladAza manaraka an’io alika io!Nahazo fitaomana avy amin’ny Fanahy Masina ny ankizivavy iray tsy hanaraka alika very iray mba tsy hisy loza hahazo azy. Ireo tenin’ny filazantsarakoPejy iray hampianarana ny ankizy ny famaritana ny tenin’ny filazantsara. D. Todd ChristoffersonValinteny avy amin’ny Apôstôly iray: Ny tenivavolombelon’i JesoaVakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Christofferson mikasika ny dikan’ny hoe mandray ny fijoroana ho vavolombelona momba an’i Jesoa. Arahaba avy aty MaleziaManaova dia raha hianatra momba an’i Malezia! Manara-dia an’i Jesoa any MaleziaFantaro i Luke avy any Malezia ary fantaro ny fomba anarahany dia an’i Jesoa. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Gabe M.Nosoratanao: Manaraka ny dianyMizara ny fomba ahafahantsika manara-dia an’i Jesoa i Gabe M. Sheila KindredIlay sakafo am-bifotsy mifono misiteryNianatra i Sadie fa ny anarana manan-danja indrindra dia ny hoe zanak’ Andriamanitra isika. Zavatra mahafinaritra: Mampitombo ny talentakoSahanasa iray hanampiana ny ankizy hieritreritra momba izay azon’izy ireo hahatongavana rehefa lehibe izy ireo. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Ny tantarako manokanaPejy misy tari-dresaka mahafinaritra hoenti-manoratra ao anaty diary natao mba hofenoin’ny ankizy. Tantara ao amin’ny soratra masina: Nanavotra ny soratra masina i Mary sy i CarolinaVakio ny tantara iray momba ny fomba nanavotan’i Maria sy i Caroline Rollins ireo pejin’ny Bokin’ireo Didy. Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana: Ekipan’ny misiônera mpilalao basketySahanasa sary nafenina ho an’ny ankizy Lucy Stevenson EwellMpamaky lay any amin’ny tany rehetra: Mizara hafalianaTantaran’ny mpamaky ilay miompana an’i Angél Abrea, izay olona niova fo voalohany tany Arzantina sady manampahefana ambony voalohany avy any Amerika Latina. Ndao isika hahandro e!: Sakafo maivana afangaro sy atambatraMianara misimisy kokoa momba ny legioma atao sakafo maivana dia jereo hoe inona avy ireo zavatra azonao atambatra! Margo sy Paolo: Ilay feo tony sy malefakaMiresaka momba ny Fanahy Masina i Margo sy i Nenibe. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafantarana ny fizarana Ho an’ny ankizy lehibe. Savannah L. TannerMatahotra miakatra an-tsehatraNanapa-kevitra ny handalo ny fifantenana ny mpilalao ho an’ny lalao an-tsehatra ataon’ny sekoly i Bella ary nianatra nitia ny vatany. Fanomezana ny vatanao!Sahanasa iray hanampiana ny ankizy hianatra hitia ny vatany amin’ny maha-fanomezana avy amin’ Andriamanitra izany. Abby LarkinsIlay traikefa nampientanentana nandritra ny fitsangantsangananaNianatra i Nyamedo fa ny fanarahana ny bitsiky ny Fanahy Masina dia hiaro azy. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Betania BartholomewAraho ireo teny mifono hafalianaMampiasa tsaoka fanoratana eny amin’ny sisin-dalana ny fianakaviana iray mba hanoratana hafatra tsara ho an’ ny mpianatra mandeha mody. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro momba ny Fanahy Masina ahoTantara fohy momba ny soratra Fanahy Masina ho an’ny ireo ankizy kely. Pejy holokoina: I Jesoa Kristy no Mpiandry TsarakoPejy holokoina misy hafatra manao hoe: “I Jesoa Kristy no Mpiandry Tsarako.” Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!