2025
Ekipan’ny misiônera mpilalao baskety
Mey 2025


“Ekipan’ny misiônera mpilalao baskety”, Namana, mey 2025, 29.

Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana

Ekipan’ny misiônera mpilalao baskety

Sahanasa itadivana sary miafina ana olona milalao baskety

Tamin’ny 1950 ireo misiônera tany Aostralia dia nanangana ekipa ana mpilalao baskety nantsoina hoe Mormon Yankees. Nilalao te anatrehan’ny olona maro be nananika ny 5.000 isa izy ireo! Nanampy ny olona hianatra momba ny Fiangonana izany. Hitanao ve ireo zavatra nafenina?