2025
Sakafo maivana afangaro sy atambatra
Mey 2025


“Sakafo maivana afangaro sy atambatra”, Namana, mey 2025, 32–33.

Ndao isika hahandro e!

Sakafo maivana afangaro sy atambatra

Afangaroy ary atambaro ireo legioma sy ireo sakafo ahosotra ireo mba hahazoana sakafo maivana ara-pahasalamana. Inona avy ireo legioma hafa azonao andramana? Inona no fitambarana legioma tianao indrindra?

Legioma

Karaoty notetehina lavalava

Kokombra

Selery

Sakaibe

Sakafo ahosotra

Hummus

Yaourt

Totom-boanjo na dibera azo avy amin’ny voan-javatra

Zavoka nopotsehina