“Ny tenivavolombelon’i Jesoa”, Namana, mey 2025, 11.
Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray
Ny tenivavolombelon’i Jesoa
Namboarina avy tamin’ny “Ny tenivavolombelon’i Jesoa”, Liahona, mey 2024, 97–100.
Ny tenivavolombelon’i Jesoa dia ny fahafantarana fa Izy no ilay Zanak’ Andriamanitra masina, ilay Mesia sy Mpanavotra.
Ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika dia miseho amin’ny alalan’ilay karazana olona hahatongavantsika.
Afaka manamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika isika amin’ny alalan’ny fivavahana, ny fandalinana ny soratra masina ary ny fitandremana ny andro Sabata ho masina.