2025
Taratasy avy amin’ny namana
Mey 2025


“Taratasy avy amin’ny namana” Namana, mey 2025, fonony any aoriana.

Taratasy avy amin’ny namana

Aiza aho no mamaky ny Namana

Ankizilahy mitazona gazetiboky

Renato C., 5 taona, mamaky ny Namana amin’ny fiteny espaniola any Soriano, Orogoay.

Mahazo fitaomam-panahy amin’ny alalan’ny Namana

Ankizivavy mitazona sary nataony

Namaky tahadika efa taloha an’ny gazetiboky Namana aho ary namaky ny “Mandehana dia ataovy” (Feb. 2020). Nanentana ny fanahiko izany mba hanao sary ho an’ny ankizy any amin’ny hôpitaly.

Betty H., 8 taona, Indiana, Etazonia

Tianay ny mahita ny tempoly

Ankizilahy sy ankizivavy mijoro eo anoloan’ny tempoly

Nitsidika ny Tempolin’i Recife, Brésila i Iohan i Larissa O., 11 sy 9 taona, .

Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.

Pejy amin’ny endrika PDF