“Ho an’ireo zaza madinika”, Namana, mey 2025, 42–43.
Ho an’ireo zaza madinika
Mamaky ireo tantara an-tsary ao amin’ny Bokin’i Môrmôna ho ahy ny Neninay. Manampy ahy hahatakatra ny atao hoe finoana izany.
Heitor F., 5 taona, Paraná, Brezila
Tiako ny mahita ny tempoly.
Noāio U., 5 taona, Baie de l’Abondance, Nouvelle-Zélande.
Firy ny zavatra hitanao? Soraty ao amin’ny efamira eo akaikin’ny sary tsirairay ilay isa.
Nahary ny lanitra tsara tarehy hitantsika i Jesoa Kristy. Sorito manodidina ny volana sy ny kintana ireo tsipika.