“Mampitombo ny talentako”, Namana, mey 2025, 21.
Zavatra mahafinaritra
Mampitombo ny talentako
Tian’ny Ray any An-danitra hampitombo ny talentantsika isika fa tsy hanafina izany (jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 60:2–3). Manipaza kodiakely iray mba hikodiavan’izany manerana ireo toerana malalaka. Rehefa tafapetraka eo amin’ny toerana iray izany dia resaho ny momba ny karazana talenta mety hananan’ny olona iray. Inona no talenta tianao ho azo?
-
Mpampianatra
-
Dokotera
-
Lehiben’ny mpahandro sakafo
-
Mpahay siansa
-
Mpanamory sambon-danitra
-
Mpamily fiara fitateram-bahoaka
-
Mpanao fanatanjahantena
-
Mpitandro filaminana
-
Ray na reny
-
Mpitsabo nify
-
Elektrisiana
-
Mpikirakira fantson-drano
-
Injeniera
-
Mpanoratra
-
Mpanamboatra trano
-
Mpiangaly mozika
-
Mpitsabo mpanampy
-
Mpanakanto
-
Tompona orinasa
-
Mpiasa mpanadio
-
Mpamono afo
-
Mpihira
-
Mpikaroka
-
Mpitsabo biby