2025
I Jesoa Kristy no Mpiandry Tsarako
Mey 2025


“I Jesoa Kristy no Mpiandry Tsarako”, Namana, mey 2025, 48.

I Jesoa Kristy no Mpiandry Tsarako

Pejy holokoina ahitana ondry

Mitarika antsika tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny i Jesoa. Ahoana no fomba ahafahanao manaraka an’i Jesoa?