2025
Ny tantarako manokana
Mey 2025


“Ny tantarako manokana”, Namana, mey 2025, 24–25.

Ny tantarako manokana

Ampiasao ireo tari-dresaka eto amin’ity pejy ity mba hanombohana ny tantaranao manokana! Soraty na ataovy sary eto na ao anaty diary ny valinteninao.

Toy izao ny andro iray eo amin’ny fiainako …

Ny daty anio:

Ireo zavatra tiako atao miaraka amin’ny fianakaviako:

Ny fialamboliko:

Ireo taranja tiako indrindra any an-tsekoly:

  • Vakiteny

  • Matematika

  • Siansa

  • Zava-kanto

  • Tantara

  • Hira

Nanampy ahy ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy rehefa …

Fomba iray nihainoako ny Fanahy Masina ny …

Ataovy anaty faribolana ny taonanao: