Namana martsa 2025 Ny MpamonjikoAsa kanto ahitana an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy fampahafantarana an’ity laharan’ny gazetiboky Namana ity. Henry B. EyringAvy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Fiadanana avy amin’ny tempolyMizara hafatra momba ny fiadanana izay azo avy amin’ny fanekempihavanan’ny tempoly ny Filoha Eyring. Chelsea MortensenMitady rajakoNianatra momba ny fomba ahafahany mandre ny Fanahy Masina rehefa misafidy ny hihaino izany i Boston. Ireo tenin’ny filazantsarakoPejy iray hampianarana ny ankizy ny famaritana ny tenin’ny filazantsara. David A. BednarValin-teny avy amin’ny Apôstôly iray: Fitadiavana ny fitonianaMamakia hafatra iray avy amin’ny Loholona Bednar momba ny fitoniana sy ny fiadanana. Maneho ny fiarahabana avy aty MadagasikaraManaova dia mba hianatra momba an’i Madagasikara! Manara-dia an’i Jesoa any MadagasikaraFantaro i Lauren avy any Madagasikara ary fantaro ny fomba ataony hanarahana an’i Jesoa. Karatra momba ny tempolyKaratra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Zavatra mahafinaritra: Fikarohana ao amin’ny soratra masinaSahanasa hanampiana ny ankizy hitady sy hitadidy soratra masina iray. Ireo namana manerana izao tontolo izaoTamba-tsary sy teny nataon’ankizy manerana izao tontolo izao. Joel B. RandallMihira mba handroahana ny eritreritra mampatahotrafanambarana Christina BishopAhoana no ahenoanao AzyFeon-kira notsorina ho an’ny “Ahoana no ahenoanao Azy.” Yoon Hwan ChoiAvy amin’ireo mpitarika antsika: Fanampiana avy any An-danitraMizara ny fomba hanampian’ny Ray any An-danitra antsika handresy ireo zava-tsarotra amin’ny alalan’i Kristy ny Loholona Choi. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Fantaro ireo takela-bolamenaAraho ny fifanesen’ny zava-niseho araka ny fotoana tamin’ny dingan’ny fandikanteny ho an’ireo takela-bolamena. Tantara ao amin’ny soratra masina: Tafaverina amin’ny laoniny ny fisoronanaMamakia tantara iray momba an’i Joseph Smith atao batisa sy mandray ny fisoronana. Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana: Mizara ny filazantsara eny an-dampihazoSahanasa sary nafenina ho an’ny ankizy Julia A. AndersonMpamaky lay any amin’ny tany rehetra: Ilay fahagagana momba ny biscuitTantaran’ny mpamaky lay momba an’i Jane Rowley, izay namakivaky ireo lohasaha tao anatin’ny Andiana sarety tarihin-tanana Willie. Andao hanetsika vatana: Mihinjitra toy ny hazoAndramo ity fihetsika manatsara ny fahatsiarovan-tena ity mba hanampiana ny sainao ho tony sy matanjaka! Margo sy Paolo: Fanampiana amin’ny enti-modyMahazo fanampiana amin’ny enti-mody sarotra nampanaovina azy i Margo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafantarana ny fizarana Ho an’ny ankizy lehibe. Jane McBrideMalaheloMiady amin’ny fahaketrahana ny zazavavy iray. Manampy azy ny renibeny mba hahatsapa fa tsy irery izy. Fomba 5 hifehezana ireo fiontanam-po mafyFomba dimy ahafahanao mijanona eo akaikin’ny Ray any An-danitra rehefa mandalo fotoan-tsarotra. Alelie Coronel-CamitanMandre ny Fanahy MasinaTsy mandeha miaraka amin’izy ireo any am-piangonana ny renin’i Chim, kanefa mizara ny zavatra nianarany momba ny Fanahy Masina tao amin’ny Kilonga izy rehefa mody. Ho an’ireo zaza madinika Ho an’ireo zaza madinikaFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Carolina MarínI Anika be herim-poNatahotra ny handray anjara fitenenana tamin’ny fandaharanasan’ny Kilonga i Anika, kanefa nahazo hery avy tamin’ny Fanahy Masina izy. Ireo zavatra fototra ao amin’ny filazantsara: Ampianaro momba ny soratra masina ahoTantara fohy momba ny soratra masina ho an’ny ireo ankizy kely. Pejy lokoina: Tia ny hiran’ny fo i JesoaPejy lokoina misy hafatra hoe “Tia ny hiran’ny fo i Jesoa.” Fanekem-pinoanaPejy iray hanampiana ny ankizy hahatakatra ireo Fanekem-pinoana. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!