“Ho an’ireo zaza madinika”, Namana, martsa 2025, 42–43.
Ho an’ireo zaza madinika
Mino ireo fahagagana aho. Manampy ahy izy ireny hahatsiaro fa mahafantatra sy tia ahy ny Ray any An-danitra ary tiako Izy!
Scottie S., 3 taona, Bavière, Allemagne
Hanehoako hatsaram-panahy ireo namako ary ampiako izy ireo rehefa marary.
Harrison K., 5 taona, Queensland, Australie
Manorita tsipika avy eo amin’ny fanomezana tsirairay mankeny amin’ny olona azonao omena izany.
Tariho ireto namana ireto hamakivaky ny lala-mifampidipiditra mba ho any an-tsena. Iza no azon’izy ireo ampiana eny an-dalana?
Sary nataon’i Greg Paprocki