Aiza aho no mamaky ny Namana
I Gillard G., 6 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny Anglisy any Harare, Zimbabwe.
Nandoko Liahona iray avy tamin’ny zavatra mahafinaritra “Lokoy araka ny laharana” aho (Feb. 2024)!
Caleb C., 9 taona, Iowa, Etazonia
Tianay ny mahita ny tempoly
Nitsidika ny Tempolin’i Porto Alegre Brésil i Agatha sy Alana C., izay samy 8 taona.
Manan-javatra hozaraina ve ianao? Alefaso aty aminay amin’ny alalan’ny fampiasana ilay taratasy fenoina etsy ambany.