2025
Fanekem-pinoana
Martsa 2025


“Fanekem-pinoana” Namana, martsa 2025, 49.

Fanekem-pinoana

4

Mino isika fa ireo fitsipika sy ôrdônansy fototra amin’ny filazantsara dia: voalohany, ny Finoana an’i Jesoa Kristy Tompo; faharoa, ny Fibebahana; fahatelo, ny Batisa asitrika ho famelana ny fahotana; fahefatra, ny Fametrahan-tanana ho fanomezana ny Fanahy Masina.

Pejy amin’ny endrika PDF