2025
Mizara ny filazantsara eo amin’ny lampihazo
Martsa 2025


“Mizara ny filazantsara eo amin’ny lampihazo” Namana, martsa 2025, 29.

Fitadiavana zavatra momba ny Tantaran’ny Fiangonana

Mizara ny filazantsara eo amin’ny lampihazo

Sahanasa sary miafina maneho ankizy manao tantara an-tsehatra

Tany Autriche tamin’ny taona 1960 dia nanangana vondrona mpanao tantara an-tsehatra ireo mpikamban’ny Fiangonana. Nanoratra sy nilalao an-tsehatra tantara momba ny filazantsara izy ireo. Olona an-jatony izay tsy mpikamban’ny Fiangonana no tonga sy nijery. Hitanao ve ireo zavatra nafenina?

Pejy amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Dave Klüg