Nôvambra 2024 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Natao ho anao ny fihaonambe! Russell M. NelsonHiverina Indray i Jesoa KristyMamakia hafatra iray avy amin’ny fihaonambe mikasika ny fiverenana fanindroan’ny Mpamonjy avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson. Vaovaon’ny fihaonambeMamantara vaovao manan-danja avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeMamakia tantara vitsivitsy avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia sorato ny zavatra nianaranao. Ireo mpaminany sy apôstôlintsikaTabilao ahitana ireo Manampahefana Ambony Alelie Coronel-CamitanFihaonamben’ Ny Fiangonana maneran-tany niavakaNihaino ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany i Indira ary nanaraka ny hafatry ny mpaminany momba ny fanampiana ny hafa. Manara-dia an’i Jesoa any KenyaFantaro i Martin avy any Kenya ary fantaro ny fomba fanarahany dia an’i Jesoa. Arahaba avy any Kenya!Manaova dia mba hianatra momba an’i Kenya! Maja Kralj sy Noelle Lambert BarrusIlay soratra masina tara-masoandron’i MajaNamaky tantara iray tao amin’ny Bokin’i Môrmôna niaraka tamin’ny reniny i Maja mba hahitany ny soratra masina tiany indrindra. Brayden B.Ilay karineko fanaovana sary momba ny tempolyMizara ny sary nataony momba ny tempoly i Brayden B. Fitsidihana tempolySahanasa iray hanampiana ny ankizy hianatra momba ny tempoly. Gerrit W. GongInona no atao hoe fanekempihavanana?Vakio ny hafatra iray mikasika ny fanekempihavanana avy amin’ny Loholona Gong. Mifandray amin’ny alalan’ireo fanekempihavananaSahanasa iray hanampiana ny ankizy hanao rojo amin’ny alalan’ireo mason-drojon’ny fanekempihavanana. Inona no atao hoe famehezana any amin’ny tempoly?Karatra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Ireo sambofiara JareditaSahanasa momba ny sary miafina iray mikasika ny tantara iray ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Avia, hanaraka Ahy Ny rahalahin’i JaredaNanara-dia an’i Jesoa ny rahalahin’i Jareda ary nanampy ny fianakaviany nandeha nankany amin’ny tany nampanantenaina. I Môrmôna sy ireo takela-bolamenaVakio ny tantara iray momba ny fomba niarovan’i Môrmôna ireo takela-bolamena. Sahanasa momba ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Kimberley WarnerManao zaridaina miaraka amin’i NenyNiara-miasa tamin’ny reniny tao an- jaridaina i Emily ary nieritreritra momba ireo zavaboarin’ Andriamanitra. Rebekah JakemanVavaka ho an’i AlejandroRehefa narary ny rahalahin’i Gerardo dia nianatra izy fa fantatr’i Jesoa Kristy ny zavatra tsapantsika. Margo sy PaoloMianatra momba ny fanehoana fanajana i Margo. Fizarana ho an’ny ankizy lehibe Fizarana ho an’ny ankizy lehibeTeny fanolorana ny Fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Ashley StarkVoatery ho tonga lafatra ve aho?Nianatra i Henry fa tsy voatery ho tonga lafatra izy mba handehanana any amin’ny tempoly. Torohevitra ho an’ny dianao voalohany ho any amin’ny tempolyTorohevitra hanampiana ny zatovo hahatsapa ho vonona amin’ny fitsidihan’izy ireo voalohany ny tempoly. Lucy Stevenson EwellLehibe loatra ka tsy sahaza ny ao amin’ny KilongaNaniry ny handao ny Kilonga i Gift ary handeha alohan’ny fotoana any amin’ny Zatovovavy raha tsy rehefa fantany ilay fomba hanaovana ny Kilonga ho manan-danja kokoa. Zavatra momba AhySahanasa ho an’ny ankizy izay miomana handao ny Kilonga. Fizarana ho an’ny namana kely Fizarana ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajanaTantara iray sy sahanasa iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fanehoana fanajana. Inona no atao hoe Mpaminany?Tantara fohy momba ireo mpaminany ho an’ireo ankizy kely. Tian’ny Ray any An-danitra mba hitia ny olon-drehetra ahoPejy fandokoana momba ny fanirian’ny Ray any An-danitra mba hitiavantsika ny olon-drehetra. Manome fahefana mba hitahiana ireo Nefita i KristySanganasa kanto iray maneho an’i Jesoa Kristy izay nanome fahefana ireo mpianatra Nefita nofinidiny hanome ny Fanahy Masina. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra ho an’ny ray aman-dreny momba ny fanampiana ny ankizy hiomana ho ao amin’ny Zatovovavy sy Zatovolahy.