“Manome fahefana hitahiana ny Nefita i Kristy,” Namana, ôktôbra 2024, 49.
I Kristy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna
Manome fahefana mba hitahiana ireo Nefita i Kristy
“Ary ny zava-nitranga, nony efa namarana ireo teny ireo i Jesoa, dia nokasihiny tamin’ny tanany ny mpianatra tsirairay izay efa nofinidiny, ambara-pikasihany azy rehetra, ary niresaka taminy Izy raha nikasika azy.
“Fa ny mpianatra kosa dia vavolombelona manambara fa nomeny fahefana izy ireo hanome ny Fanahy Masina” (3 Nefia 18:36–37).
The Disciples Whom He Had Chosen [Ireo mpianatra izay nofinidiny] nataon’i Casey Childs